<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 1:20 | And |
Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny rano ho be zava-manan' aina; ary aoka hisy vorona hanidina ambonin' ny tany eny amin' ny habakabaky ny lanitra. | Hoy Andriamanitra: Aoka ny rano ho be zava-manana aina mihelotrelotra; ary aoka ny vorona hanidina ambonin' ny tany, eny amin' ny habakabaky ny lanitra. |