<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 13:10 | And |
Ary Lota nanopy ny masony ka nitazana ny tany rehetra teny amoron' i Jordana hatrany akaikin' i Zoara, fa azon-drano avokoa izy rehetra (talohan' ny nandravan' i Jehovah an' i Sodoma sy Gomora izany), tahaka ny sahan' i Jehovah sy tahaka ny tany Egypta. | Dia nanopy ny masony Lota ka nahita ny tany lemak' i Jordany rehetra, izay azon-drano hatrany hatrany; io tany io, talohan' ny nandravan' ny Tompo an' i Sodoma sy Gomora, dia tahaka ny sahan' ny Tompo, tahaka ny tany Ejipta akaikin' i Tsoara. |