<-
->

Gen / Jen 20:6 And God said unto him in a dream, Yea, I know that thou didst this in the integrity of thy heart; for I also withheld thee from sinning against me: therefore suffered I thee not to touch her. Ary hoy Andriamanitra taminy tamin' ny nofy: Eny ary, fantatro ihany fa tamin' ny fahatsoran' ny fonao no nanaovanao izany; ary Izaho kosa dia niaro anao mba tsy hanota amiko; koa izany no tsy namelako anao hanendry azy. Dia hoy Andriamanitra taminy tamin' ny nofy: Izaho koa mahalala fa fo mahitsy no nanaovanao izany; izany no niarovako anao tsy hanota amiko. Ka tsy navelako hikasika azy hianao. Dieu lui répondit dans le songe : Moi aussi je sais que tu as fait cela en bonne conscience, et c' est encore moi qui t' ai retenu de pécher contre moi; aussi n' ai-je pas permis que tu la touches.