<-
->

Gen / Jen 21:14 And Abraham rose up early in the morning, and took bread, and a bottle of water, and gave it unto Hagar, putting it on her shoulder, and the child, and sent her away: and she departed, and wandered in the wilderness of Beersheba. Dia nifoha maraina koa Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra iray feno rano, ary nomeny an' i Hagara ka napetrany teo an-tsorony ary natolony azy koa ny zaza, dia nampandehaniny izy mianaka; ary lasa nandeha izy ka nirenireny tany an-efitr' i Beri-sheba. Dia nifoha maraina koa Abrahama, ka naka mofo sy rano eran' ny siny hoditra anankiray; nomeny an' i Agara sy nataony teo an-tsorony ireo ary ny zaza koa, dia nalefany izy. Nandeha ravehivavy ka nirenireny tany an' efitr' i Bersabea tany. Abraham se leva tôt, il prit du pain et une outre d' eau qu' il donna à Agar, et il mit l' enfant sur son épaule, puis il la renvoya. Elle s' en fut errer au désert de Bersabée.