<-
->

Gen / Jen 21:17 And God heard the voice of the lad; and the angel of God called to Hagar out of heaven, and said unto her, What aileth thee, Hagar? fear not; for God hath heard the voice of the lad where he is. Ary ren' Andriamanitra ny feon' ny zaza, dia niantso an' i Hagara Ilay Anjelin' Andriamanitra tany an-danitra ka nanao taminy hoe : Inona izato manjo anao, ry Hagara ? Aza matahotra, fa efa ren' Andriamanitra ny feon' ny zaza eo amin' ny itoerany. Andriamanitra nandre ny feon' ny zaza, ka ny Anjelin' Andriamanitra tany an-danitra dia niantso an' i Agara nanao hoe: Fa maninona izato hianao, ry Agara? Aza matahotra fa efa henon' Andriamanitra ny feon' ny zaza, ao amin' ny toerana misy azy. Dieu entendit les cris du petit et l' Ange de Dieu appela du ciel Agar et lui dit : Qu' as-tu, Agar ? Ne crains pas, car Dieu a entendu les cris du petit, là où il était.