<-
->

Gen / Jen 31:53 The God of Abraham, and the God of Nahor, the God of their father, judge betwixt us. And Jacob sware by the fear of his father Isaac. Ny andriamanitr' i Abrahama sy ny andriamanitr' i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain' izy mirahalahy anie hitsara antsika. Fa Ilay natahoran' i Isaka rainy kosa no nianianan' i Jakoba. Ary aoka ny Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' i Nakora ary Andriamanitry ny razan' ireo no hitsara antsika. Que le Dieu d' Abraham et le Dieu de Nahor jugent entre nous. Et Jacob prêta serment par le Parent d' Isaac, son père.