<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 35:3 | And let us arise, and go up to |
ary andeha hiainga isika ka hiakatra any Betela; ary hanao alitara any aho ho an' Andriamanitra, Izay nihaino ahy tamin' ny andron' ny fahoriako ary nomba ahy tamin' ny lalana izay nalehako. | Fa hiainga isika hiakatra ho any Betela. Hanangana otely any aho, ho an' ilay Andriamanitra izay nihaino ahy tamin' ny andron' ny fahoriako, sy nomba ahy tamin' ny làlana nalehako. | Partons et montons à |