<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 7:1 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Noa: Midira ao anatin' ny sambo-fiara ianao mbamin' ny ankohonanao rehetra, satria ianao no hitako fa marina eo anatrehako amin' izao olona miara-belona aminao izao. | Hoy Iaveh tamin' i Noe: Midira ao an-tsambo fiara hianao sy ny ankohonanao rehetra, fa amin' izao olona miara-belona aminao izao, dia hianao no hitako ho olo-marina eo anatrehako. |