<-
->

2Sm / 2Sam 10:5 When they told it unto David, he sent to meet them, because the men were greatly ashamed: and the king said, Tarry at Jericho until your beards be grown, and then return. Ary dia nisy lasa nanambara izany tamin' i Davida, ary izy naniraka hitsena azy, fa afa-baraka loatra ireo lehilahy ireo; ka dia hoy ny tenin' ny mpanjaka: Mitoera any Jeriko aloha ambara-panirin' ny somotrareo, vao mody ianareo. Nisy nampandre izany an' i Davida, dia naniraka olona hitsena azy ireo izy fa afa-baraka loatra ireo lehilahy ireo, ka izao no nasain' ny mpanjaka nambara taminy: Mitoera any Jerikao aloha, mandra-panirin' ny somotrareo, vao mody hianareo. Lorsque David en fut informé, il envoya quelqu' un à leur rencontre, car ces gens étaient couverts de honte, et le roi leur fit dire : " Restez à Jéricho jusqu'à ce que votre barbe ait repoussé, et vous reviendrez. "