<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 11:13 | And when |
Ary nasain' i Davida izy, dia nihinana sy nisotro teo anatrehany, ka nomamoiny, ary nony hariva dia nivoaka izy ka nandry teo amin' ilay nandriany teo amin' ny mpanompon' ny tompony ihany, fa tsy nidina nody tany an-tranony. | Nasain' i Davida hihinana sy hisotro teo anatrehany izy ka nomamoiny. Nony hariva dia nivoaka nandry teo amin' ny fandriany, teo amin' ny mpanompon' ny tompony ihany Oria, fa tsy nidina nody tany an-tranony. |