<-
->

2Sm / 2Sam 12:19 But when David saw that his servants whispered, David perceived that the child was dead: therefore David said unto his servants, Is the child dead? And they said, He is dead. Ary nony hitan' i Davida fa nitakoritsika ny mpanompony, dia fantany fa maty ny zaza; ka hoy izy tamin' ny mpanompony: Maty va ny zaza? Ary hoy ireo: Maty. Hitan' i Davida nitakoritsika ny mpanompony, ka fantatr' i Davida fa maty ny zaza. Hoy Davida tamin' ny mpanompony: Maty angaha ny zaza? Ary hoy ireo: Maty izy. David s' aperçut que ses officiers chuchotaient entre eux, et il comprit que l' enfant était mort. David demanda à ses officiers : " L' enfant est-il mort ? " et ils répondirent : " Oui. "