<-
->

2Sm / 2Sam 13:39 And the soul of king David longed to go forth unto Absalom: for he was comforted concerning Amnon, seeing he was dead. Ary Davida mpanjaka naniry hivoaka hankany amin' i Absaloma; fa nionona izy noho ny amin' i Amnona, satria efa maty izy. Ary Davida nitsahatra tamin' ny hoe hanenjika an' i Absaloma, fa efa afaka ny alahelony tamin' ny nahafatesan' i Amnona. L' esprit du roi cessa de s' emporter contre Absalom, car il s'était consolé de la mort d' Amnon.