<-
->

2Sm / 2Sam 13:7 Then David sent home to Tamar, saying, Go now to thy brother Amnon' s house, and dress him meat. Ary Davida naniraka nankany amin' i Tamara any an-tranony nanao hoe: Mankanesa kely any an-tranon' i Amnona anadahinao, ka manaova nahandro ho azy. Dia naniraka olona Davida hilaza amin' i Tamara tao an-trano hanao hoe: Mankanesa ao an-tranon' i Amnona, anadahinao, ka manaova nahandro ho azy. David envoya dire à Tamar au palais : " Va donc chez ton frère Amnon et prépare-lui un plat. "