<-
->

2Sm / 2Sam 16:10 And the king said, What have I to do with you, ye sons of Zeruiah? so let him curse, because the Lord hath said unto him, Curse David. Who shall then say, Wherefore hast thou done so? Fa hoy ny mpanjaka: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak' i Zeroia? Raha manozona izy, sady Jehovah no nanao taminy hoe: Ozony Davida, dia iza indray no hanao hoe: Nahoana ianao no manao izany? Fa hoy ny navalin' ny mpanjaka: Tsy manan-draharaha aminareo aho, ry zanak' i Sarvià! Aoka hanozona izy, satria fa raha Iaveh no nanao taminy hoe: Ozony Davida: zovy moa no hanao aminy hoe: Ahoana no anaovanao izany? Mais le roi répondit : " Qu' ai-je à faire avec vous, fils de Çeruya ? S' il maudit et si Yahvé lui a ordonné : "Maudis David", qui donc pourrait lui dire "Pourquoi as-tu agi ainsi ?" "