<-
->

2Sm / 2Sam 16:13 And as David and his men went by the way, Shimei went along on the hill' s side over against him, and cursed as he went, and threw stones at him, and cast dust. Ary nony nandeha teny an-dalana Davida sy ny olony, dia nandeha tamin' ny ilan' ny havoana tandrifiny kosa Simey ka nanozona teny ampandehanana sady nitora-bato nanandrify azy sy namafy vovoka. Ary Davida sy ny olony nanohy ny diany, fa Semeia kosa nandeha tamin' ny kisolasolan' ny tendrombohitra akaikin' i Davida sady tsy nitsahatra ny nanozona azy, sy nitora-bato ary namafy vovoka. David et ses hommes continuèrent leur route. Quant à Shiméï, il s' avançait au flanc de la montagne, parallèlement à lui, et tout en marchant il proférait des malédictions, lançait des pierres et jetait de la terre.