<-
->

2Sm / 2Sam 17:16 Now therefore send quickly, and tell David, saying, Lodge not this night in the plains of the wilderness, but speedily pass over; lest the king be swallowed up, and all the people that are with him. Koa maniraha haingana izao, ary ambarao amin' i Davida hoe: Aza mitoetra any amin' ny fitàna any amin' ny efitra anio alina, fa mità faingana tokoa, fandrao ho levona na ny mpanjaka na ny olona rehetra any aminy. Koa maniraha olona miaraka amin' izay hampandre an' i Davida ka asaovy lazainy aminy hoe: Aza mitoetra amin' ny tany lemaka any an' efitra anio alina, fa mità faingana fandrao ho azon' ny loza mafy indrindra na ny mpanjaka na ny vahoaka rehetra ao aminy. Maintenant, envoyez vite avertir David et dites-lui : "Ne bivouaque pas cette nuit dans les passes du désert, mais traverse d' urgence de l' autre côté, de crainte que ne soient anéantis le roi et toute l' armée qui l' accompagne. " "