<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 19:12 | Ye are my brethren, ye are my bones and my flesh: wherefore then are ye the last to bring back the king? | Ary Davida mpanjaka naniraka tany amin' i Zadoka sy Abiatara mpisorona ka nanao hoe: Ataovy amin' ny loholon' ny Joda hoe: Nahoana no dia ianareo indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka ho any an-tranony? fa ny tenin' ny Isiraely rehetra efa tonga tao amin' ny mpanjaka tao an-tranony | Naniraka hilaza amin' i Sadaoka sy Abiatara mpisorona Davida nanao hoe: Mitenena hianareo amin' ny loholon' i Jodà, ka lazao aminy hoe: Nahoana no dia hianareo indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka ho any an-tranony? Fa efa tonga hatrany amin' ny mpanjaka, any aminy, ny teny voabitsibitsika eran' Israely rehetra. | Ce qui se disait dans tout |