<-
->

2Sm / 2Sam 2:17 And there was a very sore battle that day; and Abner was beaten, and the men of Israel, before the servants of David. Ary mafy ny ady tamin' izany andro izany; ary dia resy teo anoloan' ny mpanompon' i Davida Abnera sy ny lehilahy amin' ny Isiraely. Rafitra mafy ny ady tamin' izay andro izay, ary resin' ny mpanompon' i Davida Abnera sy ny lehilahy amin' Israely. Alors il y eut en ce jour une très dure bataille et Abner et les gens d' Israël furent battus devant la garde de David.