<-
->

2Sm / 2Sam 2:3 And his men that were with him did David bring up, every man with his household: and they dwelt in the cities of Hebron. Ary ny olona izay tao amin' i Davida mbamin' ny ankohonan' ireo dia samy nentiny niakatra koa, ka nonina tao amin' ny tanàna momba an' i Hebrona izy ireo. Nampiakatra ny olona teo aminy mbamin' ny fianakaviany koa Davida ka nonina tamin' ny tanàna momba an' i Hebrona izy ireo. Quant aux hommes qui étaient avec lui, David les fit monter chacun avec sa famille et ils s'établirent dans les villes d' Hébron.