<-
->

2Sm / 2Sam 2:30 And Joab returned from following Abner: and when he had gathered all the people together, there lacked of David' s servants nineteen men and Asahel. Ary rehefa niverina Joaba avy nanenjika an' i Abnera, dia novoriny ny olona rehetra, ary sivy ambin' ny folo lahy ihany mbamin' i Asahela no tsy teo ny mpanompon' i Davida. Joaba kosa nitsahatra tsy nanenjika an' i Abnera, fa namory ny vahoaka rehetra; sivy ambin' ny folo lahy tamin' ny mpanompon' i Davida ary Asaela no latsaka. Joab, ayant cessé de poursuivre Abner, rassembla toute la troupe : la garde de David avait perdu dix-neuf hommes, plus Asahel,