<-
->

2Sm / 2Sam 2:4 And the men of Judah came, and there they anointed David king over the house of Judah. And they told David, saying, That the men of Jabeshgilead were they that buried Saul. Ary dia avy ny lehilahy amin' ny Joda ka nanosotra an' i Davida tao mba ho mpanjaka amin' ny taranak' i Joda. Ary nisy nanambara tamin' i Davida hoe: Ny olona any Jabesi-gileada no nandevina an' i Saoly. Dia tonga ny lehilahy amin' i Joda ka tao no nanosorany an' i Davida ho mpanjaka amin' ny fokon' i Joda. Nisy nilaza tamin' i Davida fa ny olona any Jabesa any Galaada, no nandevina an' i Saola. Les hommes de Juda vinrent et là, ils oignirent David comme roi sur la maison de Juda. On apprit à David que les habitants de Yabesh de Galaad avaient donné la sépulture à Saül.