<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 20:1 | And there happened to be there a man of |
Ary sendra nisy lehilahy iray tena ratsy fanahy teo, Seba no anarany, zanak' i Bikry Benjamita; ary nitsoka ny anjomara izy sady niantso hoe: Isika tsy manana anjara amin' i Davida na lova amin' ny zanak' i Jese; samia mody any amin' ny lainy avy, ry Isiraely ô. | Nisy olon' i Beliala anankiray kosa teo, atao hoe Sebà zanak' i Bokrì, Benjamita, ka nitsoka anjomara io dia nanao hoe: Tsy manana anjara amin' i Davida isika, tsy manana lova miaraka amin' ny zanak' i Jese, ka samia mody any an-dainy avy, ry Israely ô! | Or, il se trouvait là un vaurien, qui s' appelait |