<-
->

2Sm / 2Sam 20:21 The matter is not so: but a man of mount Ephraim, Sheba the son of Bichri by name, hath lifted up his hand against the king, even against David: deliver him only, and I will depart from the city. And the woman said unto Joab, Behold, his head shall be thrown to thee over the wall. Tsy izany tsy akory; fa misy lehilahy avy amin' ny tany havoan' i Efraima, Seba no anarany, zanak' i Bikry, izay efa nanainga tanana hikomy amin' i Davida mpanjaka; koa izy ihany no atolory ahy, dia hiala amin' ny tanàna aho. Ary hoy ravehivavy tamin' i Joaba: Indro, ny lohany atsipy eny aminao eny ankoatry ny manda. Fa misy lehilahy anankiray atao hoe Sebà, zanak' i Bokrì, avy any amin' ny tendrombohitr' i Efraima nanainga tànana hikomy amin' i Davida; ka io ihany no atolory ahy, dia hiala amin' ny tanàna aho. Ary hoy ravehivavy tamin' i Joaba: Indro hatsipy aminao hihoatra ny manda ny lohany. Il ne s' agit pas de cela, mais un homme de la montagne d'Éphraïm, du nom de Shéba fils de Bikri, s' est insurgé contre le roi, contre David. Livrez-le tout seul et je lèverai le siège de la ville. " La femme dit à Joab : " Eh bien, on va te jeter sa tête par-dessus la muraille. "