<-
->

2Sm / 2Sam 21:1 Then there was a famine in the days of David three years, year after year; and David enquired of the Lord. And the Lord answered, It is for Saul, and for his bloody house, because he slew the Gibeonites. Ary nisy mosary telo taona misesy tamin' ny andron' i Davida, ary Davida nanontany tamin' i Jehovah. Dia hoy Jehovah: Avy amin' ny taranak' i Saoly, izay meloka noho ny fandatsahan-drà izao, satria namono ny Gibeonita izy. Tamin' ny andron' i Davida nisy mosary naharitra telo taona nifanesy. Ka nanontany ny tavan' ny Tompo Davida ary hoy Iaveh: Avy amin' i Saola sy ny ankohonany, avy amin' ny rà izao; fa namono ny Gabaonita izy. Au temps de David, il y eut une famine pendant trois ans de suite. David s' enquit auprès de Yahvé, et Yahvé dit : " Il y a du sang sur Saül et sur sa famille, parce qu' il a mis à mort les Gabaonites. "