<-
->

2Sm / 2Sam 21:12 And David went and took the bones of Saul and the bones of Jonathan his son from the men of Jabeshgilead, which had stolen them from the street of Bethshan, where the Philistines had hanged them, when the Philistines had slain Saul in Gilboa: Dia lasa Davida naka ny taolan' i Saoly sy ny taolan' i Jonatana zanany tany amin' ny mponina tao Jabesi-gileada, izay nangalatra azy tao an-kalalahana any Beti-sana, ilay nanantonan' ny Filistina azy tamin' ny andro namonoan' ny Filistina an' i Saoly tao Gilboa. ka lasa Davida naka ny taolan' i Saola sy ny taolan' i Jonatasy zanany, tany amin' ny mponina tao Jabesa any Galaada, izay nanala azy tao amin' ny kianjan' i Betsàna, fony izy nahanton' ny Filistina tao, nony avy nandresy an' i Saola tao Jelboe ny Filistina. Alors David alla réclamer les ossements de Saül et ceux de son fils Jonathan aux notables de Yabesh de Galaad. Ceux-ci les avaient enlevés de l' esplanade de Bet-Shân, où les Philistins les avaient suspendus, quand les Philistins avaient vaincu Saül à Gelboé.