<-
->

2Sm / 2Sam 21:17 But Abishai the son of Zeruiah succoured him, and smote the Philistine, and killed him. Then the men of David sware unto him, saying, Thou shalt go no more out with us to battle, that thou quench not the light of Israel. Fa Abisay, zanak' i Zeroia, nanampy azy, dia namely ilay Filistina ka nahafaty azy. Ary tamin' izay ny olon' i Davida dia nianiana taminy ka nanao hoe: Tsy hiara-mivoaka aminay intsony ho amin' ny ady ianao, fandrao hovonoinao ny fahazavan' ny Isiraely. Fa tonga namonjy an' i Davida kosa Abisaia zanak' i Sarvià, ka namono nahafaty an' ilay Filistina. Nanaovan' ny olon' i Davida fianianana izy tamin' izay, ka nataony hoe: Tsy hiara-mivoaka aminay hiady intsony hianao, ka tsy hamono ny fanilon' Israely. Mais Abishaï fils de Çeruya vint au secours de celui-ci, frappa le Philistin et le mit à mort. C' est alors que les hommes de David le conjurèrent et dirent : " Tu n' iras plus avec nous au combat, pour que tu n'éteignes pas la lampe d' Israël! "