<-
->

2Sm / 2Sam 24:18 And Gad came that day to David, and said unto him, Go up, rear an altar unto the Lord in the threshingfloor of Araunah the Jebusite. Ary Gada nankany amin' i Davida tamin' izany andro izany ka nanao taminy hoe: Miakara, ka manangàna alitara ho an' i Jehovah ao amin' ny famoloan' i Araona Jebosita. Dia tonga tao amin' i Davida Gada tamin' izay andro izay, ka nanao taminy hoe: Miakara ary manangàna otely ho an' ny Tompo any am-pamoloan' i Areonà Jeboseana. Ce jour-là, Gad se rendit auprès de David et lui dit : " Monte et élève un autel à Yahvé sur l' aire d' Arauna le Jébuséen. "