<-
->

2Sm / 2Sam 24:22 And Araunah said unto David, Let my lord the king take and offer up what seemeth good unto him: behold, here be oxen for burnt sacrifice, and threshing instruments and other instruments of the oxen for wood. Fa hoy Araona tamin' i Davida: Aoka ny mpanjaka tompoko haka izay sitrany ka hanatitra izany. Indreo ny omby ho fanatitra dorana ary ny fivelezam-bary sy ny hazo amin' ny omby hatao kitay. Dia hoy Areonà tamin' i Davida: Aoka halain' ny mpanjaka tompoko izany, ary aoka hateriny ho sorona izay sitrany. Indreo ny omby hatao sorona dorana ary ny rambaramba mbamin' ny jiogan' omby hatao kitay. Arauna dit alors au roi : " Que Monseigneur le roi la prenne et qu' il offre ce qui lui semble bon! Voici les boeufs pour l' holocauste, le traîneau et le joug des boeufs pour le bois.