<-
->

2Sm / 2Sam 3:17 And Abner had communication with the elders of Israel, saying, Ye sought for David in times past to be king over you: Ary Abnera efa niteny tamin' ny loholon' ny Isiraely hoe: Efa ela izay no nitadiavanareo an' i Davida ho mpanjakanareo; Nisy dinidinika nataon' i Abnera tamin' ny loholon' Israely, ka hoy izy tamin' izy ireo: Efa ela no nanirianareo an' i Davida ho mpanjakanareo, Abner avait eu des pourparlers avec les anciens d' Israël et leur avait dit : " Voici longtemps que vous désirez avoir David pour votre roi.