<-
->

2Sm / 2Sam 3:22 And, behold, the servants of David and Joab came from pursuing a troop, and brought in a great spoil with them: but Abner was not with David in Hebron; for he had sent him away, and he was gone in peace. Ary, indreo, tonga ny mpanaraka an' i Davida sy Joaba avy nitoha ka nitondra babo be; ary efa tsy teo amin' i Davida tao Hebrona intsony Abnera, fa efa nalefany izy, ka dia lasa soa aman-tsara. Fa indreto kosa tamy ny mpanompon' i Davida sy Joaba avy nitoha ka nitondra babo betsaka niaraka taminy. Tsy teo amin' i Davida tao Hebrona intsony Abnera, fa efa nalefany handeha ka nandeha tamim-piadanana izy. Il se trouva que la garde de David et Joab revenaient alors de la razzia, ramenant un énorme butin, et Abner n'était plus auprès de David à Hébron, puisque David l' avait congédié et qu' il était parti en paix.