<-
->

2Sm / 2Sam 5:1 Then came all the tribes of Israel to David unto Hebron, and spake, saying, Behold, we are thy bone and thy flesh. Dia tonga tao amin' i Davida tao Hebrona ny firenen' Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao. Ary tonga amin' i Davida tany Hebrona ny fokon' Israely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nofonao ihany izahay. Alors toutes les tribus d' Israël vinrent auprès de David à Hébron et dirent : " Vois! Nous sommes de tes os et de ta chair.