<-
->

2Sm / 2Sam 5:11 And Hiram king of Tyre sent messengers to David, and cedar trees, and carpenters, and masons: and they built David an house. Ary Hirama, mpanjakan' i Tyro, naniraka olona tany amin' i Davida nampanatitra hazo sedera ary nandefa mpandrafitra sy tambato; dia nanao trano ho an' i Davida ireo. Nandefa iraka nankany amin' i Davida Hirama mpanjakan' i Tira, sy nampitondra hazo sedera, ary naniraka mpandrafitra sy tambato hanao trano ho an' i Davida. Hiram, roi de Tyr, envoya une ambassade à David, avec du bois de cèdre, des charpentiers et des tailleurs de pierres, qui construisirent une maison pour David.