<-
->

2Sm / 2Sam 5:17 But when the Philistines heard that they had anointed David king over Israel, all the Philistines came up to seek David; and David heard of it, and went down to the hold. Koa nony ren' ny Filistina fa efa nohosoran' ny olona ho mpanjakan' ny Isiraely Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra; fa raha ren' i Davida izany dia nidina tao amin' ny batery fiarovana izy. Ren' ny Filistina fa hoe nohosorana ho mpanjakan' Israely Davida ka niakatra hitady an' i Davida ny Filistina rehetra. Nahare izany Davida, ka nidina nankao amin' ny toerana mimanda. Lorsque les Philistins eurent appris qu' on avait oint David comme roi sur Israël, ils montèrent tous pour s' emparer de lui. A cette nouvelle, David descendit au refuge.