<-
->

2Sm / 2Sam 5:25 And David did so, as the Lord had commanded him; and smote the Philistines from Geba until thou come to Gazer. Ary dia nanao araka ny nandidian' i Jehovah azy Davida ka dia namely ny Filistina hatrany Geba ka hatrao akaikin' i Gazera izy. Dia nanao araka izany Davida, araka ny nandidian' ny Tompo azy, ka nandresy ny Filistina hatrany Gabea ka hatrany Gazera. David fit comme Yahvé lui avait ordonné et il battit les Philistins depuis Gabaôn jusqu'à l' entrée de Gézer.