<-
->

2Sm / 2Sam 5:9 So David dwelt in the fort, and called it the city of David. And David built round about from Millo and inward. Dia nitoetra tao anatin' ny batery fiarovana Davida, ary ny anarany nataony hoe: Tanànan' i Davida. Ary narafitr' i Davida ny manodidina hatrany Milo mbamin' ny ao anatiny. Dia niorim-ponenana teo amin' ny toerana mimanda Davida, ka nataony hoe: Tanànan' i Davida izany. Ary nanorina trano tamin' ny manodidina Davida hatrany Melao, mbamin' ny ao anatiny koa. David s' installa dans la forteresse et l' appela Cité de David. Puis David construisit un mur sur son pourtour, depuis le Millo vers l' intérieur.