<-
->

2Sm / 2Sam 6:17 And they brought in the ark of the Lord, and set it in his place, in the midst of the tabernacle that David had pitched for it: and David offered burnt offerings and peace offerings before the Lord. Ary nampiditra ny fiaran' i Jehovah ny olona ka nametraka azy teo amin' ny fitoerany tao amin' ny lay izay naorin' i Davida hitoerany; ary Davida nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan' i Jehovah. Nony tafiditra ny fiaran' ny Tompo ka efa voapetraka tamin' ny fitoerany tao afovoan' ny lay nasain' i Davida natsangana ho azy, dia nanatitra sorona dorana sy sorom-pisaorana teo anatrehan' ny Tompo Davida. On introduisit l' arche de Yahvé et on la déposa à sa place, sous la tente que David avait fait dresser pour elle, et David offrit des holocaustes en présence de Yahvé, ainsi que des sacrifices de communion.