<-
->

2Sm / 2Sam 6:5 And David and all the house of Israel played before the Lord on all manner of instruments made of fir wood, even on harps, and on psalteries, and on timbrels, and on cornets, and on cymbals. Ary Davida sy ny taranak' Isiraely rehetra nitsinjaka teo anatrehan' i Jehovah tamin' ny karazan' ny zava-maneno rehetra natao tamin' ny hazo kypreso, dia tamin' ny lokanga sy ny valiha sy ny ampongatapaka sy ny korintsana ary ny kipantsona. Davida sy ny taranak' Israely rehetra, izany, nandihy teo anatrehan' ny Tompo, tamin' ny feon-java-maneno isan-karazany, natao tamin' ny hazo sipre, ny harpa, ny valoha, ny amponga tapaka, ny sistra, ary ny kipantsona. David et toute la maison d' Israël dansaient devant Yahvé de toutes leurs forces, en chantant au son des cithares, des harpes, des tambourins, des sistres et des cymbales.