<-
->

2Sm / 2Sam 7:18 Then went king David in, and sat before the Lord, and he said, Who am I, O Lord GOD? and what is my house, that thou hast brought me hitherto? Ary Davida mpanjaka niditra ka nipetraka teo anatrehan' i Jehovah ary nanao hoe: Zinona moa aho, Jehovah Tompo ô? Ary zinona ny mpianakaviko, no novimbininao ambaraka ankehitriny aho? Dia tonga Davida mpanjaka ka nitoetra teo anatrehan' ny Tompo ary nanao hoe: Zinona moa aho, Iaveh Tompo ô! Ary zinona moa ny mpianakaviko no nentinao ho tonga amin' izao aho? Alors le roi David entra et s' assit devant Yahvé, et il dit : " Qui suis-je, Seigneur Yahvé, et quelle est ma maison, pour que tu m' aies mené jusque-là ?