<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 7:8 | Now therefore so shalt thou say unto my servant |
Koa lazao amin' i Davida mpanompoko hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Izaho no naka anao avy tany an-tsaha, dia avy tamin' ny niandrasanao ondry, mba ho mpanapaka ny Isiraely oloko. | Koa ankehitriny, lazao amin' ny mpanompoko, amin' i Davida, hoe: Izao no lazain' ny Tompo-n' ny tafika: Tany an-tanim-bilona tao aorian' ny ondry no nangalako anao ho andriana amin' ny vahoakako, amin' Israely; | Voici maintenant ce que tu diras à mon serviteur |