<-
->

2Sm / 2Sam 8:1 And after this it came to pass that David smote the Philistines, and subdued them: and David took Methegammah out of the hand of the Philistines. Ary nony afaka izany, dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy; ary ny fanapahana ny renivohitra dia nesorin' i Davida tamin' ny tanan' ny Filistina. Taorian' izany dia nandresy ny Filistina Davida ka nampietry azy ireo, sy nanesotra ny fitondrana ny renivohitr' izy ireo teo an-tànany. Il advint après cela que David battit les Philistins et les abaissa. David prit des mains des Philistins...