<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 9:11 | Then said |
Ary hoy Ziba tamin' ny mpanjaka: Araka izay rehetra nandidianao mpanjaka tompoko no hataon' ny mpanomponao. Fa ny amin' i Mefiboseta, hoy Davida, dia hihinana eo amin' ny latabatro toy ny anankiray amin' ny zanakalahin' ny mpanjaka izy. | Ary hoy Siba tamin' ny mpanjaka: Hataon' ny manomponao avokoa izay rehetra nandidian' ny mpanjaka tompoko, ny mpanompony. Mefiboseta dia nihinana teo amin' ny latabatr' i Davida, toy ny iray amin' ny zanaky ny mpanjaka. |