<-
->

2Sm / 2Sam 9:6 Now when Mephibosheth, the son of Jonathan, the son of Saul, was come unto David, he fell on his face, and did reverence. And David said, Mephibosheth. And he answered, Behold thy servant! Ary nony tonga teo amin' i Davida Mefiboseta, zanak' i Jonatana, zanak' i Saoly, dia niankohoka sy nitsaoka azy izy. Ary hoy Davida: Mefiboseta! Dia hoy izy: Inty ny mpanomponao. Nony tonga teo amin' i Davida Mefiboseta zanak' i Jonatasy zanak' i Saola, dia niondrika tamin' ny tany sy niankohoka. Ka hoy Davida: Mefiboseta! Ary hoy ny navaliny: Inty ny mpanomponao. En arrivant auprès de David, Meribbaal, fils de Jonathan fils de Saül, tomba sur sa face et se prosterna. David dit : " Meribbaal! " Et il répondit : " C' est moi, pour te servir. "