<-
->

1Mp 11:13 Howbeit I will not rend away all the kingdom; but will give one tribe to thy son for David my servant' s sake, and for Jerusalem' s sake which I have chosen. Nefa tsy dia hendahako avokoa ny fanjakana rehetra, fa mba homeko firenena iray ihany ny zanakao noho ny amin' i Davida mpanompoko sy Jerosalema izay nofidiko. Ary tsy dia ny fanjakana manontolo koa aza no hoendahako, fa hamelako foko iray ihany ny zanakao, noho ny amin' i Davida mpanompoko, sy noho ny amin' i Jerosalema izay voafidiko. Encore ne lui arracherai-je pas tout le royaume : je laisserai une tribu à ton fils, en considération de mon serviteur David et de Jérusalem que j' ai choisie. "