<-
->

1Mp 11:34 Howbeit I will not take the whole kingdom out of his hand: but I will make him prince all the days of his life for David my servant' s sake, whom I chose, because he kept my commandments and my statutes: Nefa tsy hesoriko eo an-tanany avokoa ny fanjakana rehetra; fa hampitoeriko ho mpanjaka ihany izy amin' ny andro rehetra hiainany noho ny amin' i Davida mpanompoko izay nofidiko, satria izy nitandrina ny lalàko sy ny didiko; Amin' ny andro rehetra hiainany anefa, tsy hanatsoahako eo am-pelatànany akory ny fanjakana na tapany aza, fa hampaharetiko ho Andriana izy noho ny amin' i Davida mpanompoko, izay nofidiko, sy nitandrina ny didy aman-dalàko. Mais ce n' est pas de sa main que je prendrai le royaume, car je l' ai établi prince pour tout le temps de sa vie, en considération de mon serviteur David, que j' ai élu et qui a observé mes commandements et mes lois ;