<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 14:10 | Therefore, behold, I will bring evil upon the house of |
koa noho izany dia, indro, hahatonga loza amin' ny taranak' i Jeroboama Aho ka handringana izay lehilahy rehetra amin' ny tamingan' i Jeroboama, na ny voahazona na ny afaka amin' ny Isiraely, ary hanaisotra ny sisa amin' ny taranak' i Jeroboama Aho, toy ny fanaisotry ny olona ny diky ambara-paha-tsy hisy intsony. | Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony. | C' est pourquoi je vais faire venir le malheur sur la maison de |