<-
->

1Mp 15:24 And Asa slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David his father: and Jehoshaphat his son reigned in his stead. Ary lasa nodimandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida rainy izy; ary Josafata zanany no nanjaka nandimby azy. Dia nodimandry any amin' ny razany Asà ka nalevina tao akaikin' ny razany, tao an-tanànan' i Davida. Ary Josafata zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Asa se coucha avec ses pères et on l' enterra dans la Cité de David, son ancêtre. Son fils Josaphat régna à sa place.