<-
->

1Mp 15:4 Nevertheless for David' s sake did the Lord his God give him a lamp in Jerusalem, to set up his son after him, and to establish Jerusalem: Nefa noho ny amin' i Davida dia nomen' i Jehovah Andriamaniny fanilo tany Jerosalema ihany izy, fa natsangany handimby azy ny zanany, sady nampaharitra an' i Jerosalema Izy, Noho ny amin' i Davida anefa, Iaveh Andriamaniny dia nanome fanilo azy tao Jerosalema ihany, fa nanangana ny zanany handimby azy, sady nampaharitra an' i Jerosalema. Pourtant, en considération de David, Yahvé son Dieu lui donna une lampe à Jérusalem, en maintenant son fils après lui et en épargnant Jérusalem.