<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 2:33 | Their blood shall therefore return upon the head of |
Eny, ny ran' izy roa lahy ireo hitsingerina amin' ny lohan' i Joaba sy ny lohan' ny taranany mandrakizay; fa amin' i Davida sy ny taranany sy ny mpianakaviny ary amin' ny seza fiandrianany kosa dia hisy fiadanana mandrakizay avy amin' i Jehovah. | Ka ny lohan' i Joaba sy ny lohan' ny taranany hatrany hatrany no hitsingerenan' ny ràn' izy roa lahy ireo. Fa ny ho an' i Davida sy ny taranany mbamin' ny fianakaviany aman-tseza fiandrianany kosa, dia fiadanana lalandava avy amin' ny Tompo! | Que leur sang retombe sur la tête de |