<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 3:1 | And |
Ary Solomona tonga vinanton' i Farao, mpanjakan' i Egypta, fa nanambady ny zanakavavin' i Farao izy ka nitondra azy ho any an-Tanànan' i Davida, mandra-pahavitany ny tranony sy ny tranon' i Jehovah ary ny màndan' i Jerosalema manodidina. | Nisy fihavanam-panambadiana nampiray an' i Salomona tamin' i Faraona mpanjakan' i Ejipta, fa nanambady ny zanakavavin' i Faraona izy, dia nitondra azy ho ao an-tanànan' i Davida, mandra-pahatapitra ny fanorenana ny tranony sy ny tranon' ny Tompo ary ny manda manodidina an' i Jerosalema. |