<-
->

1Mp 5:17 And the king commanded, and they brought great stones, costly stones, and hewed stones, to lay the foundation of the house. Fantatrao fa Davida raiko tsy nahavita trano ho an' ny anaran' i Jehovah Andriamaniny noho ny ady nanodidina azy, ambara-panaon' i Jehovah ireo ho eo ambanin' ny faladiany. Fantatrao fa Davida raiko, dia tsy afa-nanao trano ho an' ny anaran' ny Tompo Andriamaniny, noho ireo ady avy amin' ny fahavalony nanodidina azy, mandra-panaon' ny Tompo an' ireny ho eo ambany faladiany. " Tu sais bien que mon père David n' a pu construire un temple pour le Nom de Yahvé, son Dieu, à cause de la guerre que les ennemis lui ont faite de tous côtés, jusqu'à ce que Yahvé les eût mis sous la plante de ses pieds.